Teny iditra | lahaly | ||
Sokajin-teny | tambinteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Alina [1.78] | ||
[Betsimisaraka] Halina, tamin' ny alina tao. Akory lahaly: teny fiarahaban' ny Betsimisaraka, izay azo adika hoe: Nanao akory, nanao ahoana halina [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Last night [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Provincial] La nuit dernière [1.8] | ||
Voambolana | Fotoana | ||
Tovy hevitra | ankaly ~ halina | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | lahaly, lalahy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |