Teny iditra |
kiso
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Antsy fanao am-paosy [1.78]
|
| [Sihanaka]
Antsy [1.78]
|
| [Tanala]
Antsy fandidian-kena: Tra-draha tsy amin-kiso ka manao mesa vazankoho (tra-javatra tsy manana antsy ka ny hoho no andidiana) [1.78]
|
| [Betsimisaraka]
Antsy, antsipika [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Couteau de table [1.3]
|
|
Teny iditra |
kiso
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny entina miantso ny kisoa. [1.1]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
kiso
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny frantsay | Morose, hargneux [1.3]
|
Sampanteny |
|