|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1 kôsy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3cosse. [1.13]
Voambolana  4 Fizìka
Kamban-teny rehetra  5Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/7)6 Kosy
Sokajin-teny  7 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8zanakalahin' i Hama (Gen.
910.
108; 1 Tant.
111.
1210).
13Ny taranany no natao hoe "Kosita". [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  14Cush. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  15Kush. [2.996]
Voambolana  16 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  17Toko sy andininy momba Kosy

Teny iditra (3/7)18 Kosy
Sokajin-teny  19 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  20razamben'i Jehody (Jer.
2136.
2214). [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  23Cushi. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  24Kushi. [2.996]
Voambolana  25 Soratra Masina
Tsipelina hafa  26kosì
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  27Toko sy andininy momba Kosy

Teny iditra (4/7)28 Kosy
Sokajin-teny  29 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  30razan' i Zefanía mpaminany (Zef.
311.
321). [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  33Cushi. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  34Kushi. [2.996]
Voambolana  35 Soratra Masina
Tsipelina hafa  36kosì
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  37Toko sy andininy momba Kosy

Teny iditra (5/7)38 Kosy
Sokajin-teny  39 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  40mpanompon'i Saoly (Sal.
417). [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  42Cush, a Benjaminite mentioned only in the title to Ps.
437.
44He was probably a follower of Saul, the head of his tribe.. [1.114]
Fanazavàna teny frantsay  45Kush. [2.996]
Voambolana  46 Soratra Masina
Tsipelina hafa  47kosa
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  48Toko sy andininy momba Kosy

Teny iditra (6/7)49 Kosy
Sokajin-teny  50 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  51anaran' ny tany voahodidin' ny Ony Gihona, ilay ony faharoa nivoaka avy tany Edena (Gen.
522.
5313).
54Angamba tao avaratr' i Asyria izy.. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  55Ethiopia. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  56Kush. [2.996]
Voambolana  57 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  58Toko sy andininy momba Kosy

Teny iditra (7/7)59 Kosy
Sokajin-teny  60 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  61Nosy kely ao atsimo andrefan'i Asia Minora, tokony ho 64 km.
62ao atsimon' i Mileto.
63Tao no nijanonan' i Paoly vetivety tamin'ny diany nitety tany fanintelony, raha niakatra ho any Jerosalema izy ; ary tonga tao izy tamin' ny harivan' ny andro nanaovany ilay teny fananarana tamin'ny loholon' ny Fiangonana tany Efesosy.
64Nijanona tao indray alina ny Apostoly sy ny namany, dia nandroso tamin' ny nalehany ny ampitson' iny (Asa 21.
651).
66Maro ny Jiosy nonina tao Kosy noho ny íandrosoan' ny varotra tao ; ary angamba nisy Kristiana tany tamin' ny nalehan' i Paoly tao.
67Nalaza ny nosy noho ny lamba tsara nataon' ny olona tompontany ary noho ny divay vokatry ny tany.
68Satria eo amin' io nosy io no ifanapahan' ny lalana avy any Grisia mankany Asia Minora sy ny avy any Syria mankany Egypta, dia nahatonga ny varotra tao ho nandroso fatratra izany.
69Tsy fantatra na efa tafakambana ho isan' ny fari-tanin' i Asia izy tamin' ny taona 139 B.C., na tsia ; fantatra mazava anefa fa tamin' ny andron' i Aogostosy Kaisara dia isan' io fari-tany io izy.
70Lalana anankiray fandalovan'ny Jiosy ity nosy ity raha miakatra hamangy an'i Jerosalema izy (Asa 21.
711).
72Ny anarany ankehitriny dia Stanko.. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  73Coos. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  74Cos. [2.996]
Voambolana  75 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  76Toko sy andininy momba Kosy

Fivaditsoratra  77 kiso, 78 Kosi, 79 kôsy, Kosy, 80 soky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05