Teny iditra | kintana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra eny amin' ny habakabaka amin' ny alina izay tsy tokony hafangaro amin' ny planeta, ka ny anavahana azy dia ny hazavany mihalontralona [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A star [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | étoile [1.8] | ||
Ohatra | Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony
[2.470] | ||
Voambolana | Haikintana | ||
Kamban-teny |
| ||
Zanakanarana | |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kintana io | ||
Lahatsoratra | Randzavola: kintana ao amin' ny Baiboly | ||
Fivaditsoratra | kintana, tankina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |