Teny iditra |
ketoka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Voatery mafy nefa tsy maharitra [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Coincé [1.13]
|
|
Teny iditra |
ketoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Kaikitra mafy, fanerena amin' ny nify na tandra, fandramatra Zava-mahazo noho ny fanaintainana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Coup de dent, morsure, piqûre Figuré: douleur aiguë; action de gourmander [1.3]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
ketoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo mafy be tsiratsirany [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
(sens général : coup de dent, morsure).
Arbre indéterminé à bois dur et très nerveux, difficile à travailler. [1.196]
|
Voambolana |
|