|
|
|
|

Teny iditra1 kinetoka
Fototeny  2ketoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voaketoka, ketohina: Nokinetoky ny alika ny tanan-jazakely fa vonjeo ~ Nokinetoky ny varavarana ny tanako. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5mordu, piqué, gourmandé. [1.3#324]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voaketoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12