Teny iditra | karananga | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Karazana katsaka izay maro karazana ny volon' ny voany amin' ny babiny iray, fa misy fotsy, mavo, mena [1.1] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Fivaditsoratra | karananga, karangana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |