Teny iditra | kambavy (vavy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Entina milaza ny biby vavy, toy ny tana na ny hala [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La femelle du caméléon et de certaines petites araignées [1.3] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Tohi-kevitra | kandahy | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kambavy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |