Teny iditra | kambanteny | |
Singan-teny | kambana ; teny | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny roa na mihoatra nakambana hilazana hevitra na sokazin-javatra iray: Valalatsimandadiharona, viliantsahona [1.1] | |
[ kamban-teny ] Teny avy amin' ny teny vitsivitsy nakambana: viliantsahona [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Mots composés [1.5] | |
Voambolana | Haiteny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |