Teny iditra |
kalo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hira madinika fanao raha malahelohelo, mahatsiaro ny ela sy mitantara ny lasa. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A melancholy song or chant [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Chanson mélancolique, complainte [1.8]
|
Ohatra | Andeha isika, andriamatoa, hihaino kalo any Ambatomiantendro
[2.48]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-poko |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
kalo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Fille [1.19]
|
|
Teny iditra |
kalo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
takalo,
vidy
[1.78]
|
|