Teny iditra |
kalaza
(laza)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny entina hilazana olona mahery miady hevitra na olona mafy hatoka Entina hilazana mpiady malaza noho ny herimpony na ny fahaizany amam-pahakingany: Kalazalahy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A champion, a conqueror.
It is frequently applied to fighting bulls, chameleons and crickets [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Renommé par ses disputes, par son entêtement, par ses discours; se dit aussi des guerriers distingués,
des taureaux, des grillons et autres animaux habiles dans les batailles [1.3]
|
Ohatra | Koa be no nandihy ny kalaza lahy sy ny kalaza vavy.
[2.366]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
kalaza
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Antsy lehibe, karazana famaky, izay entin' ny olona amin' ny ady [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | An axe, a native billhook [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Espèce de hache dont on se sert dans les batailles [1.3]
|
Ohatra | Fibarana dia karazan' antsy lava taho sahala amin' ny kalaza, saingy ety sy lavalava kokoa ary mifaingo-doha ny lelany
[2.472]
|
Voambolana |
|