Teny iditra | jiona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran' ny volana fahenina amin' ny taona, misy andro 30 [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | June [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Juin [3.1] | |
Voambolana | Fotoana | |
Ny fihaviany | Anglisy: June. | |
Tsipelina hafa | jona | |
Tsanganana sy sary iray takila | Fizaran' andro | |
Fivaditsoratra | anjoy, injao, jaony, jiona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |