Teny iditra | janoary | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Volana voalohany amin' ny taona araka ny fanisanandro vahiny antsoina hoe kalandrie; iraika amby telopolo no isan' ny andro amin' ny volana Janoary [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | January [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Janvier [3.1] | |
Voambolana | Fotoana | |
Tovy hevitra | zanvie | |
Ny fihaviany | Anglisy: January. | |
Tsanganana sy sary iray takila | Fizaran' andro | |
Fivaditsoratra | anjairo, anjoria, janoary |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |