Teny iditra | jamòka | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | jomoka [fampiasa kokoa noho jamòka] | |||||||||
Teny iditra | jamòka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Anarana niantsoana ny omby taloha [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ancien nom des boeufs [1.3] | |||||||||
Zébu [1.54] | ||||||||||
Ohatra |
| |||||||||
Voambolana | Haibiby: mampinono | |||||||||
Tovy hevitra | omby | |||||||||
Sary | ||||||||||
Teny iditra | jamoka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Corbeilles rangées sur les étagères des maisons comme ornement [1.3] | |||||||||
[Tankarana] Corbeille ?. [1.19] | ||||||||||
Fivaditsoratra | jamòka, jomaka |
Nohavaozina tamin' ny 2021/06/24 |