|
|
|
|

Teny iditra1 izy
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitso.
4Raha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5He, she, it.
6Isy, ia and i are used in the provinces.
7[Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.]. [1.2]
8he, she, it. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9Il, elle, lui, le, la. [1.3]
10Il, elle. [1.5]
11il, elle. [1.8]
Mpanahaka  12 azy, 13 izyireo, 14 ny
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 22 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  16 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02