|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 izato |
| Fototeny | 2ito |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ito" ihany: Tiako loatra izato tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo.
5Matetika koa anefa ny "izato" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izato tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izato izy?. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6this near by (not in sight).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7celui-ci, assez près (pas visible).
[1.8] |
| Tsipelina hafa | 8izaty |
| Kamban-teny rehetra | 9akory izato izy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
10 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 11 azôty, 12 izato, 13 toazy, 14 zatoy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|