|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 izaroa |
| Fototeny | 2iroa |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4those far away (not in sight).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5ceux-là.
6bien loin (pas visibles). [1.8] |
| Ohatra |
7 izaroa niarahan' ny mpianakavibe nanolotra, noho ny fahasoavany angaha, nanaovany voady manokana ka notanterahany.
[2.470#]
8 Ny resaka tsy fanovana antsipiriana-javatra izatsy na izaroa, heverina ho mavesa-danja noho ny hafa, ka mitaky ezaka mbola mafy kokoa. [1.369#] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
9 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 10 azario, 11 izarao, 12 izaroa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|