|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 itsy |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-manondro zavatra na toerana akaiky somary an-tsisintsisiny: Ovay toerana itsy sary itsy / Omeo ahy itsy, ry Ikoto.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4that, not very close (in sight).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5celui-là, pas bien loin (visible).
[1.8] |
| Ohatra |
6 aiza kely hoe itsy atiny itsy hataoko vonjy fo!
[2.69#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
16 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (2/2) | 17 itsy |
| Sokajin-teny | 18 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
19(ialohan' ny "aoka" mandrakariva) entina mandrara tsy hanao zavatra, omban' ny sisi-kevitra manao hoe "raha manao dia mahita faisane": Aoka itsỳ fa sao mahita angano eo ianao.
[1.1] |
| Ohatra |
20 Ka aok'itsy, anaka.
[2.588#]
21 aoka itsy, aoka itsy. [2.285#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|