|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 iretsy |
| Fototeny | 2itsy |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-manondro zavatra na olona maro, avy amin' ny "itsy" ka mitovy ny halaviran-toerana lazainy sy lazain' ny "itsy": Mahafinaritra iretsy sary iretsy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5those (in sight), plur.
6of itsy. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7ceux-là (visibles), plur.
8de itsy. [1.8] |
| Ohatra |
9 Azonay an-tsaina fa vahiny iretsy hafa.
[2.472]
10 Tohin'izany koa, ilay iretsy: tandremo ny ainy. [2.298] 11 Izany no mba fialeman' iretsy tantsaha lanaky ny asa. [1.281] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 13 eritsy, 14 iretsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|