|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 irony |
| Fototeny | 2iroa |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-manondro olona maro tondroina an' eritreritra: Izaho tsy mba tahaka irony mpanambaka olona irony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5those far away yonder (in sight).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6ce, celui-ci, celle-là; voilà.
[1.3] 7ceux-là, bien loin (visibles). [1.8] |
| Ohatra |
8 Toa irony vonin' avoko anaty vero.
[2.296]
9 Sigara ohatra irony ilay fonosin-tanana no fahitako azy. [2.4] |
| Tovy hevitra | 10iroa, iroakatra, iroana, irokatra, irokitra |
| Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|