|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ireto |
| Fototeny | 2ito |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-manondro zavatra na olona maro mitovy halaviran-toerana lazaina amin' ny "ito" na "ity": Avoahy any ireto zaza ireto fa mitabataba.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5those, these.
6Plural of ito, which is obsolete except in compounds. [1.2#291] 7these quite near (in sight). [1.7.en#32] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8ceux-ci, celles-ci; ces.
[1.3] 9ceux-ci, tout près (visibles). [1.8] |
| Ohatra |
10 Tsy nisy niteny ireto namany.
[2.499]
11 Ahoana re no nahazoana ireto vary ireto? [2.48] 12 Ho fahatsiarovana an' ireto ray aman-dreniko, izay samy efa nodimandry ireto [2.559] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|