|
|
|
|

Teny iditra1 ireny
Fototeny  2iny
Sokajin-teny  3 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-manondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "iny": Mba hananako, hono, ny elatr' ireny vorona manidina ireny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5those (in sight); plur.
6of iny and io. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7ceux-là (visibles). [1.8]
Kamban-teny rehetra  8fahireny
Tsanganana sy sary iray takila  9 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08