Teny iditra | ili-kena | |
Singan-teny | ilika ; hena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny hena amin' ilay faritra manaraka ny taola-mananetiny amin' ny omby [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The undercut of a sirloin of beef. [1.2] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Tovy hevitra | iliny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |