|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 iliny |
| Singan-teny | 2ilika |
| Sokajin-teny | 3 anarana ilika sy mpisolo |
| Fanazavàna teny malagasy |
4nofon-kena malemy manaraka ny taolan-damosin'ny omby.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5filet.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy;
[2.857#]
7 Tsy hadinon' Itelo-lahy ny nanokana ny fony ho azy mpandrasa sy ny iliny sy ny losony ho fanajana an' Ingahy Dubosc. [2.285#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|