Teny iditra | iendry | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tambahoaka] Reny [1.78] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A provincial word for mother. See reny [1.2] | ||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | iendry | ||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] izaho [1.78] | ||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | ||
Fivaditsoratra | diñery, eindry, iendry |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |