|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ianareo |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha maro izy ireo ka atao teny lazaina:.
4Miteniteny ianareo ka tsy henonareo ny teniko.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[hianareo]
5you, ye.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[hianareo]
6vous.
7S'emploie au singulier et comme terme respectueux entre époux. 8(Le mari): Nahoana hianareo no tsy naka fanafody ho an'ny zaza? Pourquoi n'es-tu pas allée chercher un remède pour enfant? -- (La femme): Mbola niandry anareo aho ka. Mais, c'est que je t'ai attendu.. [1.3] 9vous (pluriel); tu, toi. [1.5] |
| Mpanahaka | 10 anareo, 11 nareo |
| Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|