|
|
|
|

Teny iditra1 -nareo
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4Your, yours; by you.
5It is plural..
6Rainareo [ray]: your father..
7Efanareo [efa]: finished by you..
8When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided.
9Satrokareo [satroka]: your hat.
10Tongotrareo [tongotra]: your feet.. [1.2]
11your; done by you (plural). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12Votre, vos, à vous, par vous, de vous.
13Ray aman-dreninareo: votre père et votre mère.
14Vitanareo: accompli par vous.. [1.3]
15-nareo. De vous, par vous.
16Votre, vos.. [1.5]
17à vous, votre; fait par vous (pluriel).. [1.8]
Mpanahaka  18 areo, 19 anareo, 20 ianareo
Tsanganana sy sary iray takila  21 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  22 areno, 23 erona, 24 -nareo, 25 orena, 26 reona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02