|
|
|
|

Teny iditra1 ialahy
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Ifanaovan' ny samy lehiahy tokana mitovy saranga: Taiza ialahy no tsy hitako and roany? (raha maro dia ampiana ny teny hoe isany: Ho aiza ialahy isany rahariva?).
4Fampiasa raha tezitra: Avereno hoe ny tenin' ialahy teo!.
5Fampiasa ho fanambaniana na ho fanevatevana mihitsy roba olona tsy ao anatin' ny fianakaviana na efa misy fifankazarana: Inona izay ialahy no mba hifaninana amiko.
6Fampiasa koa anefa indraindray ho fanajana raha olona ambony no miteny amina lehilahy nahavita zavatra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7thou, you.
8Used only in familiar discourse by men, but never by an inferior to a superior except on special occasions of giving confidence.. [1.2]
9you (singular) used familiarly between men. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10tu, toi.
11Ce mot usité entre les hommes seulement, indique la familiarité et parfois du mépris, et ne s'emploie que d'égal à égal ou de supérieur à inférieur.
12Il s'emploie quelquefois solennellement à l'égard du souverain, ou d'un grand personnage.
13-- Les femmes agées peuvent aussi l'employer en s'adressant aux garçons.. [1.3]
14tu, toi (tutoiement entre hommes seulement). [1.5]
15tu, toi (singulier) s'emploie entre hommes. [1.8]
Ohatra  16 Lehilahy ialahy otronin'ireny! [2.298#138]
17 Oviana ialahy no nivoaka tary? [2.4#]
18 Tena kamarady ialahy, hoy izy. [2.643#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpisolo anarana :
Mpanahaka  23 ianao, 24 ise
Kamban-teny rehetra  25Fikambanana 4 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  26 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08