Teny iditra | hotsohotso | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Mpandaingalainga sy fetsifetsy sady tsy menatra akory hisoloky [1.1] | |||
Ohatra | Hotsohotso roa venty ny tanako roa feno avokoa raha mahay manana hianao manandroa raha tsy mahay manana hianao votsotra avokoa [2.131] | |||
Teny iditra | hotsohotso | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Aretin' ny famavanin-taolana, rohana [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Douleur à l'intérieur des [...] [tohiny 1.54] | |||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | hotsohotso | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Fitaka amin'ny haza [1.78] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |