|
|
|
|

Teny iditra1 mangotsohotso
Fototeny  2hotsohotso
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsaroana misy manaintaina, manindrontsindrona any anaty taolana: Mangotsohotso ny ranjoko izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5qui cause ou ressent des douleurs rhumatismales dans les os. [1.3]
Voambolana  6 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12