Teny iditra | horintsina | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fahatsiarovana ohatra ny misy zavatra mitsoriaka na manaikitraikitra ny nofo aman-kozatra any anaty any; feo maranitra sady avo izay manindrontsindronamafy ny sofina [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Douleur piquante mais interne [1.3] | |||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tsipelina hafa | horitsika [1.3#270] ~ horotsoka [1.3#270] ~ horontsona [1.3#270] | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13 |