Teny iditra | hora | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Vorondolo [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Hibou [1.82] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Teny iditra | Hora | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Hora [2.996] | |
Hur [2.996] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Hur [2.996] | |
Ohatra | ary Mosesy sy Arona sy Hora kosa niakatra ho ao an-tampon'ny havoana.
[2.996] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Hora | |
Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Hora | |
Fivaditsoratra | haro, hora, raho, roha |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |