Teny iditra | homamanta | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-pitaovana fanaovana lavaka madinika amin'ny hazo na akora malemy toa azy [1.13] | |
Fanazavàna teny anglisy | (homa-manta) a punch (tool) [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Poinçon [1.8] | |
Vrille [1.13] | ||
Voambolana | Fitaovam-piasana | |
Tovy hevitra | lamisikely | |
Fivaditsoratra | homamanta, mamantoha |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |