|
|
|
|

Teny iditra1 lamisikely
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3karazam-pitaovana fanaovana lavaka madinika amin'ny hazo na akora malemy toa azy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4vrille. [1.13]
Voambolana  5 Fitaovam-piasana
Tovy hevitra  6homamanta

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12