Teny iditra | hetsy | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Folo alina: Roa hetsy ariary, hono, no vidin' io trano io. / Ny folo hetsy dia atao hoe tapitrisa (Tsara ho tadidy fa amin' ny teny hoe hetsy, toy ny hoe habakabaka, dia tsy miova ho k ny h eo aorian' ny aman- na anka amin' ny soratra, mba tsy hahahafahafa ny fampiharam-pitsipika, dia homena ny endriny feno keo teny ireo: amana, ana): Olona amana hetsiny no tonga nijery baolina / Nisodika teny ana habakabaka ny fiaramanidina [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | A hundred thousand [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Cent mille [1.8] | ||||||
Marika iraisam-pirenena | 100000 100 000 100.000 100,000 [3.1] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
| |||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | ||||||
Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | ||||||
Teny iditra | hetsy | ||||||
Sokajin-teny | Tsy lazaina | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] [1.78] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/26 |