Teny iditra |
hararaotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fery vao mainka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Ulceration [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Panaris [1.54]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
hararaotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Aggravation, following up, taking the opportunity of adding. [1.2]
|
|