|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manararaotra |
| Fototeny | 2hararaotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitombo mihalehibe, mihamafy: Hanararaotra io ferinao io ka tsaboy haingana.
5Mampiasa ny fahavoazan' ny sasany mba hanampiana trotraka izany: Aza manararaotra ny halemen' ny sasany mba hitarihana azy amin' ny ratsy. 6Mamonjy mitady tombony haingana raha misy zava-miseho sao tsy miverina intsony io zavatra io: Manararaota ny hatanorana, rankizy, mba hiasana betsaka fa rehefa antitra tsy afaka intsony.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to aggravate, to add to, to take the occasion of, as when following some one else and seeing him do something or take something, to steal and lay the blame on another..
[1.2] 8to take advantage of. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9profiter de l'occasion.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Tsinjo miverimberina eny koa ireo arom-pefiloha vita vodivato sy voatsato-kazo, ireo tanimboly manararaotra ny tany lonaka, ireo trano bongo mitokana naorina vonjy maika ho fiandrasam-boly.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 15 manaokendrytohina, 16 manaotsatoka, 17 mandrayvavalatsaka, 18 mivelynyvydienymafana |
| Kamban-teny rehetra | 19manararao-paty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|