Teny iditra | hankana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Karazam-borona mpivoaka alina [1.78] | ||
[Tsimihety] Karazam-borondia mitovy endrika amin' ny vorondolo [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A kind of bird. Probably the same as hanka [1.2] | ||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||
Teny iditra | hankana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka, Bezanozano, Tambahoaka] kankana [1.78] | ||
[Tanala] kankana(tany, olona) [1.78] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] For kankana [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava-Mayotte] Ver [1.405] | ||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |