|
|
|
|

Teny iditra1 kankana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Biby kely lavalava mivelona any anaty tany (kankanjila sy kankandoroka) na ao anaty tsinain' ny olombelona (sakoitra). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a worm. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5ver. [1.8]
Ohatra  6 Misy kankana io zaza io na ny tenanao. [1.381#]
7 Atao vakisiny sy omena odin-kankana izy. [2.117#]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Voambolana  9 Fahasalamana 10 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  11hankana
Mpanahaka  12 sakoitra, 13 viky
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  16Randzavola: kankana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02