Teny iditra | hafoloana (folo) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mandritra ny folo andro: Miasa tanimbary hafoloana Halavam-potoana folo andro: Niasa foana ireto mpiasa ireto nandritra ny hafoloana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Ten days. [1.2] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |