Teny iditra | grika | ||||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenana monina any amin' ny tanin' i Gresy: Ny filozofy malaza indrindra dia ny Grika, toa an-dry Aristote, Platon, sns Momba an' i Gresy, an' i Gresy na avy any Gresy: Anisan' ny mahavariana indrindra ny tantara grika Anarana nomena ireo mpivaro-toaka taloha teto Madagasikara: Mamo tany amin' ny grika tany indray Rakoto [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | A Greek [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Grec [1.8] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | ||||||
Zanakanarana | |||||||
Ny fihaviany | Anglisy: Greek. | ||||||
Tsipelina hafa | greka ~ girika | ||||||
Mpanahaka | Gresy | ||||||
Lahatsoratra | Randzavola: Grika ao amin' ny Baiboly | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |