Teny iditra | gosy | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] tadio [1.78] | ||
Karazan-tadio ary tsy fahita raha tsy amin' ny ririnina any amin' ny morontsiraka [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A whirlwind of sand. See tadio [1.2] | ||
Voambolana | Haitoetrandro | ||
Teny iditra | gosy | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] The tack of a sail. [Swa. goshi.] [1.2] | ||
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | giso, gosy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |