Teny iditra |
gaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanenon' ny vorombazaha na ny goaika. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The quacking of a duck. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cri du canard, du corbeau [1.3]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
gaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vola na tamby hafa omena olona mba hanao raharaha efa anakaramana azy ara-dalàna: Tsy nety nanao ilay raharaha Rabe raha tsy nomena gaka
[1.1]
|
|
Teny iditra |
gaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fisotroana (rano) ka agorodana avy hatrany. [1.1]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
gaka
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
For goka
[1.2]
|
|