|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsolotra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vola omena olona mba hitaomana azy tsy hanao araka ny adidiny: Raran' ny lalàna ny mandray tsolotra ~ Ireo mpandray tsolotra dia nomena anarana hoe "lava tanan' akanjo". [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a bribe. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5pot-de-vin; dessous-de-table. [1.8]
Mpanahaka  6 gaka, 7 kolikoly, 8 tranonafokasoka

Teny iditra (2/2)9 tsolotra
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Fandrosoana sy fihemorana miverimberina.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12action d'avancer et de reculer comme le dard d'un serpent. [1.3]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  14tsolotsolotra
Kamban-teny rehetra  15manao an-tsolotra

Fivaditsoratra  16 lotsotra, 17 tsolotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08