Teny iditra | gada | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Hakingana aseho amin'ny vovon-dandihazo (kilalao) [1.78] | |
Voambolana | Kilalao | |
Teny iditra | Gada | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Gada [2.996] | |
Gad [2.996] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Gad [2.996] | |
Ohatra | Ary ny zanakalahin'i Gada dia Zifiona sy Hagy sy Sony sy Ezbona sy Erỳ
[2.996] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Gada | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |