Teny iditra | fola-damosina | |
Singan-teny | folaka ; lamosina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Folaka toa tsy afaka mitraka ny lamosina Reraka noho ny fikarakarana (fibabena) ny zaza notezaina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Very tired and having a pain in the back. A word used in reproaching children for ingratitude to one who nursed them on her back [1.2] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fola-damosina io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/14 |