Teny iditra | fisiana (isy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran'ny zavatra misy, manana ny mahaizy azy: Ny fisian'ny fanahy dia eken'ny firenena malagasy, fa hoy izy hoe "Ny fanahy no olona" [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Existence [1.13] | |
Voambolana | Filôzôfia | |
Fivaditsoratra | fanisia, fisaina, fisiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |