Teny iditra | fery | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fahatriaran' ny nofo noho ny fera. hamaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny ferin' ity mpilalao naratro Kilema, triatra kely: Efa nisy feriny io vilany io ka tsy mahagaga raha vaky Henatra, fahafaham-baraka: Fery ho an' ny fianakaviana izao nataonao izao, anaka! [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A wound, a sore [1.2, 1.7] | |||||||||
A hurt, an ulcer. [Mal. puru.] [1.2] | ||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Plaie, blessure [1.8] | |||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fery io | |||||||||
Fivaditsoratra | fery, refy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21 |