Teny iditra |
tako-pery
|
Singan-teny | takotra ; fery |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny saron' ny fery efa ho sitrana; ra maina mivaingana eo amin' ny fery efa sitrana ka manjary toa sarona mandrakotra sy miaro azy ambarapahasitrany tanteraka [1.1]
|
| [ takopery ] Ra maina manakona ny fery [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Scab; lit. the cover of a sore. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ takopery ] Croûte [1.13]
|
| Croûte de plaie [1.5]
|
Ohatra |
1 | Maina ireo fery ary lasa takopery.
[2.424]
|
2 | Ilay anankiray nitsakoana ravinkazo kosa ka telo andro monja dia niendaka ny takopery.
[2.643]
|
|
Voambolana |
|