Teny iditra |
fandanjana
(lanja)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fijerena, fanombanana ny havesatry ny zavatra amin' ny alalan' ny mizana Fandinihana, fiheverana izay mety ho vokatry ny atao; fanombantombanena [1.1]
|
| Fomba entina mamantatra vesatra [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'action de peser, la balance, les instruments pour calculer, pour prendre les mesures [1.3]
|
| Pesée; mesure de masse [1.13]
|
Ohatra |
1 | Tsy nisy fandanjana, na fandrefesana, na fitsapana tao.
[2.472]
|
2 | na fandanjana, toy ny raha hanam-bady, na hifidy asa, fa amin' ny raharaha andavanandro, hoy izy, iza no handany andro hikaroka izay antonony.
[1.379]
|
|
Voambolana |
Lahatsoratra |
|